Tongasoa eto amin’ny club TANORA MALAGASY 🇲🇬 izay natao hifaneraseran’ny Malagasy rehetra na ao an-tanindrazana na any ivelany.
FIFANAJANA: Aoka mba ho tafatafa anaty fifanajana hatrany no hatao. Raha tsy « efitra » open mic dia aoka mba hiandry fanomezam-pitenenana vao miteny. Raràna ny teny maloto sy ny teny mivohy fanavakavahana sns.
FIFANAJANA
Aoka mba ho tafatafa anaty fifanajana hatrany no hatao. Raha tsy « efitra » open mic dia aoka mba hiandry fanomezam-pitenenana vao miteny. Raràna ny teny maloto sy ny teny mivohy fanavakavahana sns.
| Day | Members | Gain | % Gain |
|---|---|---|---|
| May 24, 2024 | 162 | 0 | 0.0% |
| March 04, 2024 | 162 | 0 | 0.0% |
| January 14, 2024 | 162 | 0 | 0.0% |
| November 30, 2023 | 162 | 0 | 0.0% |
| October 26, 2023 | 162 | 0 | 0.0% |
| September 26, 2023 | 162 | -1 | -0.7% |
| August 27, 2023 | 163 | -1 | -0.7% |
| July 24, 2023 | 164 | 0 | 0.0% |